Entry | 1 azo itarafana |
Elementary words | 2 azo, 3 itarafana |
Part of speech | 4 locution |
Examples |
5 Mety hahatsangana hafa koa angamba izy, raha tahin' Andriamanitra ka tsy ho efitra milafi-tsihy intsony no hodiavin' ny tongony fa gorodona malama sy mangirana azo itarafana.
[2.470]
|
Updated on 2024/12/07 |
![]() |